Entry anjonoana (jono)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana. [2.606]
Morphology 
Present : anjonoana, anjonoako, anjonoanao, anjonoany, anjonoantsika, anjonoanay, anjonoanareo, anjonoan', anjonoan-, anjonoam-, anjonoa-
Past : nanjonoana, nanjonoako, nanjonoanao, nanjonoany, nanjonoantsika, nanjonoanay, nanjonoanareo, nanjonoan', nanjonoan-, nanjonoam-, nanjonoa-
Future : hanjonoana, hanjonoako, hanjonoanao, hanjonoany, hanjonoantsika, hanjonoanay, hanjonoanareo, hanjonoan', hanjonoan-, hanjonoam-, hanjonoa-
Imperative : anjonoy

Updated on 2023/01/20