Entry | ankalamanjana (halamanjana) | ||||
Part of speech | adverb | ||||
Explanations in Malagasy | [ an-kalamanjana ] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1] | ||||
Explanations in English | In the open air, outdoors [1.7] | ||||
Explanations in French | En plein air [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/10/19 |