Entry an-kanifisana
Elementary words hanifisana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Kely raha ny hatevenany no jerena
Kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [1.1]
Explanations in English Scarce [1.7]
Explanations in French Rare, insuffisant [1.8]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/29