Entry an-karanany (ana, anaty, haranany)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany [1.1]
Explanations in English [ ankaranany ] As yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready [1.7]
Explanations in French [ ankaranany ] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point [1.8]
Examples kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany; [4.27]
Compound words 

Updated on 2023/10/28