Entry 1/2 |
ankehitriny
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. [1.1]
|
Explanations in English | Now, at this time [1.7]
|
Explanations in French | Maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui [1.8]
|
Compound words |
|
Titles |
|
|
Entry 2/2 |
ankehitriny
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 [1.13]
|
Explanations in French | Contemporain, actuel [1.13]
|
|