Entry an-kodivirana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) [1.1]
Synonyms an-kodimirana
Proverbs 

Updated on 2020/07/31