Entrée ankosotra (hosotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena [Rajemisa 1985]
Explications en anglais Gilded, overlaid with
¶ using deceit, putting on a false appearance, overreaching. [Richardson 1885]
 a plating or coating
¶ deceit [Hallanger 1973]
Explications en français enduit
¶ Figuré: apparence trompeuse [Abinal 1888 page 51, Hallanger 1974]
 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
¶ Figuré: apparence fausse [Abinal 1888 page 51]
 couche extérieure [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 66]
2Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [Rajemisa: Fomba]

Mis à jour le 2020/07/31