Entry anoin-tsarotra
Elementary words anoina ; sarotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) [1.1]
Explanations in English Difficult, beset with difficulties [1.7]
Explanations in French Difficile à accomplir [1.8]

Updated on 2023/08/16