Entry | antambon > antambo | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Fambara loza, loza [1.78] | ||
[Sihanaka, Tanala] Loza [1.78] | |||
Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1] | |||
Explanations in English | Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2] | ||
A calamity [1.7] | |||
Explanations in French | Malheur, calamité [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word antambo | ||
Entry | antambon > antambo | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||
Anagrams | antambo, tambano, tombana |