Entry antara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Faritra lalina amin'ny renirano [1.78]
  [Betsimisaraka] Faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [1.78]
 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1]
  [Sihanaka] Farihy lalina [1.78]
Explanations in English  [Provincial] Deep water [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Abîme d'eau. [1.19]
Analogs  antaranoana ~ antaravelona

Entry antara
Part of speech adjective
Explanations in English Cold, frigid [1.2]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31