Entry antendriahitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron' ny ahitra roa ka terena eo anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe; raha efa izany, dia ampifidianina izay halainy ny ankizy rehetra eo, na ny fanondro na ny ankibe; vahana amin' izay ny tanana ka izay nifidy ny rantsantanana iraiketan' ny ahitra no mahazo [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31