Entry antilimbohitra (antily, vohitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo
Mpiambina na mpitsikilo [1.1]

Updated on 2020/07/31