Entrée antsamotady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a sling for throwing stones
Explications en français  [Hallanger 1974] fronde
Exemples 
1 [Ranavalona II: 1878] Ny manao diamanga na antsamotady dia rarao;
2 [Rainitovo: Antananarivo] Ny tambanivohitra no mpifamely vaton' antsamotady.
3 [Razafiarivony: Harivolana] Dia nasian' ny anankiray tamin' ny antsamotady, ka voa teo amin' ny orony.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18