|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsasaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 artificial ripening of fruits and tobacco. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)14  antsasaka
Fototeny  15 sasaka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 a half, one half [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 la demie, la moitié d'une chose déterminée [1.3]
20 moitié d'une chose [1.5]
21 la moitié, les uns ... les autres [1.8]
22 moitié, demi [1.13]
Ohatra  23  1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#]
Tovy hevitra  24 antsasany
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)27  antsasaka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  30 banane mûre [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  31  Haizavamaniry: voankazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08