Entry antsatoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1]
Analogs  diamanga
Bibliography Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Anagrams 

Updated on 2020/07/31