Entry antsoantso (antso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitenenana mafy, fivazavazana [1.1]
Examples 
1Izao anefa: tsy misy antsoantso izany. [2.472]
2tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [2.324]
3Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [2.649]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20