Entry |
antsy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [1.78]
|
| [Tanala]
Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78]
|
| Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
|
Explanations in English | A knife [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Canif [1.3]
|
| Couteau dont la lame se replie [1.3]
|
| Couteau [1.8, 1.13]
|
Examples |
1 | Dia ny antsy izany no mahery!
[2.69]
|
2 | Nividy fantsika sy antsy ny rainy.
[2.442]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
Articles |
|