|
|
|
|

Entry1  aongana (ongana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano
4  Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa
5  Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1]
Explanations in English  6  to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. [1.2]
7  to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7]
Explanations in French  8  qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  aongana, goanana

Updated on 2023/01/20