Entry aostralianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [1.1]
 Australian [1.1]
 Australien, australienne [1.1]
Vocabulary 
Origin French: australien.
Analogs  Aostralia

Updated on 2020/07/31