Entry aparitaka (paritaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro [1.1]
Explanations in English Same as apariaka [1.2]
Examples 
1Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka. [2.472]
2Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445]
3Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27]
Morphology 
Present : aparitaka, aparitako, aparitakao, aparitany, aparitatsika, aparitakay, aparitakareo, aparitak', aparita-
Past : naparitaka, naparitako, naparitakao, naparitany, naparitatsika, naparitakay, naparitakareo, naparitak', naparita-
Future : haparitaka, haparitako, haparitakao, haparitany, haparitatsika, haparitakay, haparitakareo, haparitak', haparita-
Imperative : aparitaho
Synonyms apariaka

Entry aparitaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
 Distributif [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20