Entry arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Elementary words arahaba ; miera ; loza amin' antambo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1]
Vocabulary 
Synonyms arahaba tsy maty fo aman' aina

Updated on 2023/11/20