Entry ara-miritra
Elementary words ara- (araka) ; miritra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina [1.1]

Updated on 2023/12/07