Entry araoka (raoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo [1.1]
Morphology 
Present : araoka, araoko, araokao, araony, araotsika, araokay, araokareo, araok', arao-
Past : naraoka, naraoko, naraokao, naraony, naraotsika, naraokay, naraokareo, naraok', narao-
Future : haraoka, haraoko, haraokao, haraony, haraotsika, haraokay, haraokareo, haraok', harao-
Imperative : araofy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20