Entry arasa (rasa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao? [1.1]
Morphology 
Present : arasa, arasako, arasanao, arasany, arasantsika, arasanay, arasanareo, arasan', arasan-, arasam-
Past : narasa, narasako, narasanao, narasany, narasantsika, narasanay, narasanareo, narasan', narasan-, narasam-
Future : harasa, harasako, harasanao, harasany, harasantsika, harasanay, harasanareo, harasan', harasan-, harasam-
Imperative : arasao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20