Entry arendrika (rendrika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Explanations in English Melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Explanations in French Qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Morphology 
Present : arendrika, arendriko, arendrikao, arendriny, arendritsika, arendrikay, arendrikareo, arendrik', arendri-
Past : narendrika, narendriko, narendrikao, narendriny, narendritsika, narendrikay, narendrikareo, narendrik', narendri-
Future : harendrika, harendriko, harendrikao, harendriny, harendritsika, harendrikay, harendrikareo, harendrik', harendri-
Imperative : arendreho
Proverbs 

Updated on 2023/01/20