Entrée arenireny (renireny)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika
Morphologie 
arenireny
arenireniko
arenireninao
arenireniny
arenirenintsika
arenireninay
arenireninareo
arenirenin'
arenirenin-
arenirenim-
narenireny
narenireniko
narenireninao
narenireniny
narenirenintsika
narenireninay
narenireninareo
narenirenin'
narenirenin-
narenirenim-
harenireny
harenireniko
harenireninao
harenireniny
harenirenintsika
harenireninay
harenireninareo
harenirenin'
harenirenin-
harenirenim-
arenireneo

Mis à jour le 2020/07/31