Entrée aretina
Partie du discours nom
Explications en malgache Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana
¶ Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina [1.1]
Explications en anglais sickness, illness [1.7]
Explications en français maladie [1.3, 1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
aretina
aretiko
aretinao
aretiny
aretintsika
aretinay
aretinareo
aretin'
aretin-
aretim-
areti-
Mots composés 
Exemples 
1Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442]
2Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445]
3Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59]
Proverbes 
Articles 

Entrée aretina (aritra)
Partie du discours participe
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français qu'on endure, qu'on supporte [1.3]
Morphologie 
areto

Anagrammes aterina, ietrana

Mis à jour le 2022/07/18