|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  arika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 mémoire [1.3]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 6  arika
Fototeny  7 rika
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  9 Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3) 15  arika
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 [Tankarana] rate [1.19]
Voambolana  18  Haiaina
Tsipelina hafa  19 ariny
Tovy hevitra  20 bakela, katry, lambinana
Fikambanana  21 bearika

Fivaditsoratra  22 araky, arika, 23 iraka, 24 karia, 25 raika, 26 rakia, 27 riaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04