Entry arofanina
Elementary words aro ; fanina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera [1.1]
 Fefy fiarovana mba tsy hampianjera [1.13]
Explanations in English [ aro-fanina ] A balustrade, lit. a protection against giddiness. [1.2]
 A railing [1.7]
Explanations in French Garde-fou [1.3, 1.13]
 Balustrade [1.3]
 Garde corps [1.13]
Examples 
1Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503]
2Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/15