Entry asafy (safy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao safiny, fanampiny, famenony: Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr' akanjonao [1.1]
Morphology 
Present : asafy, asafiko, asafinao, asafiny, asafintsika, asafinay, asafinareo, asafin', asafin-, asafim-
Past : nasafy, nasafiko, nasafinao, nasafiny, nasafintsika, nasafinay, nasafinareo, nasafin', nasafin-, nasafim-
Future : hasafy, hasafiko, hasafinao, hasafiny, hasafintsika, hasafinay, hasafinareo, hasafin', hasafin-, hasafim-
Imperative : asafio

Anagrams 

Updated on 2023/01/20