Entrée |
asaina
(asa)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e! [1.1]
|
Explications en anglais | to be tilled, to be wrought. [1.2]
|
| to be tilled, to be worked [1.7]
|
Explications en français | qu'on cultive; qu'on travaille [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Passé |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Futur |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Impératif |
asao |
|
|
Entrée |
asaina
(asa)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao ¶ Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona ¶ Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany [1.1]
|
Explications en anglais | to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something. [1.2]
|
| to be invited [1.7]
|
Explications en français | qu'on invite [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Passé |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Futur |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Impératif |
asao |
|
Proverbes |
|
Entrée |
asaina
(asa)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en anglais | to be sharpened, to be whetted, to be pointed. [1.2]
|
| to be sharpened [1.7]
|
Explications en français | qu'on aiguise [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Passé |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Futur |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Impératif |
asao |
|
|