Entry | asembana (sembana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho lasa ihany isika amin' ny alatsinainy raha tsy misy zavatra hasemban' ny fanahy ratsy ny diantsika [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | asembana, sabamena |
Updated on 2023/01/05 |