Entry asiana (isy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka
Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe
Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay;
-- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ;
-- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko
-- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1]
Explanations in English To have something put with it or into it
To be struck or attacked [1.7]
Explanations in French Où l'on met
Qu'on frappe, qu'on attaque [1.8]
Morphology 
Present : asiana, asiako, asianao, asiany, asiantsika, asianay, asianareo, asian', asian-, asiam-, asia-
Past : nasiana, nasiako, nasianao, nasiany, nasiantsika, nasianay, nasianareo, nasian', nasian-, nasiam-, nasia-
Future : hasiana, hasiako, hasianao, hasiany, hasiantsika, hasianay, hasianareo, hasian', hasian-, hasiam-, hasia-
Imperative : asio, asivo
Compound words 
Compound words, titles, names 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20