Entry asoka (soka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo [1.1]
Morphology 
Present : asoka, asoko, asokao, asony, asotsika, asokay, asokareo, asok', aso-
Past : nasoka, nasoko, nasokao, nasony, nasotsika, nasokay, nasokareo, nasok', naso-
Future : hasoka, hasoko, hasokao, hasony, hasotsika, hasokay, hasokareo, hasok', haso-
Imperative : asokao, asokay

Anagrams 

Updated on 2023/01/05