Entry aspi
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1]
Vocabulary 
Origin French: aspirant.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31