Entrée |
atakalo
(takalo)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny ¶ Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be given in exchange [Hallanger 1973]
|
Traduction française | qu'on donne en échange [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
atakalo
atakaloko
atakalonao
atakalony
atakalontsika
atakalonay
atakalonareo
atakalon'
atakalon-
atakalom-
| |
natakalo
natakaloko
natakalonao
natakalony
natakalontsika
natakalonay
natakalonareo
natakalon'
natakalon-
natakalom-
| |
hatakalo
hatakaloko
hatakalonao
hatakalony
hatakalontsika
hatakalonay
hatakalonareo
hatakalon'
hatakalon-
hatakalom-
| |
atakalozy | |
|
Citations |
|