Entry atavona (tavona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary [1.1]
Morphology 
Present : atavona, atavoko, atavonao, atavony, atavontsika, atavonay, atavonareo, atavon', atavon-, atavom-, atavo-
Past : natavona, natavoko, natavonao, natavony, natavontsika, natavonay, natavonareo, natavon', natavon-, natavom-, natavo-
Future : hatavona, hatavoko, hatavonao, hatavony, hatavontsika, hatavonay, hatavonareo, hatavon', hatavon-, hatavom-, hatavo-
Imperative : atavony

Anagrams 

Updated on 2023/01/05