Entry atody miady amam-bato
Elementary words atody ; miady ; amana ; vato
Part of speech locution
Examples 
1Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
2Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Updated on 2023/06/15