Entry atontona (tontona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny
Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [1.1]
Morphology 
Present : atontona, atontoko, atontonao, atontony, atontontsika, atontonay, atontonareo, atonton', atonton-, atontom-, atonto-
Past : natontona, natontoko, natontonao, natontony, natontontsika, natontonay, natontonareo, natonton', natonton-, natontom-, natonto-
Future : hatontona, hatontoko, hatontonao, hatontony, hatontontsika, hatontonay, hatontonareo, hatonton', hatonton-, hatontom-, hatonto-
Imperative : atontony
Proverbs 

Updated on 2023/01/20