Entry atovana (tovana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin' ny fototeny mba hanaovana matoantenin' ny iharana [1.1]
Morphology 
Present : atovana, atovako, atovanao, atovany, atovantsika, atovanay, atovanareo, atovan', atovan-, atovam-, atova-
Past : natovana, natovako, natovanao, natovany, natovantsika, natovanay, natovanareo, natovan', natovan-, natovam-, natova-
Future : hatovana, hatovako, hatovanao, hatovany, hatovantsika, hatovanay, hatovanareo, hatovan', hatovan-, hatovam-, hatova-
Imperative : atovàno

Anagrams 

Updated on 2020/07/31