Entry |
avaratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
|
Explanations in English | The north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
|
| The north [1.7]
|
Explanations in French | Nord [1.3, 1.8]
|
Examples | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
avaratra,
avaratry,
avaratr',
avara- |
|
Derivatives |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Proverbs |
|
Entry |
avaratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra
[1.1]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|