Entry |
avokoa
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny Daholo [1.1]
|
Explanations in English | All, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo. [1.2]
|
| All without exception [1.7]
|
Explanations in French | Tous, tous sans exception [1.8]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|