Entry avotretrika (votretrika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny aloha ireo boky ireo fa maika [1.1]
Morphology 
Present : avotretrika, avotretriko, avotretrikao, avotretriny, avotretritsika, avotretrikay, avotretrikareo, avotretrik', avotretri-
Past : navotretrika, navotretriko, navotretrikao, navotretriny, navotretritsika, navotretrikay, navotretrikareo, navotretrik', navotretri-
Future : havotretrika, havotretriko, havotretrikao, havotretriny, havotretritsika, havotretrikay, havotretrikareo, havotretrik', havotretri-
Imperative : avotretreho

Anagrams 

Updated on 2023/01/05