|
|
|
|

Teny iditra1  babababa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny
4 Fitarainana, menomenona [1.1]
5 antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  6 a cry, a scream, an outcry. See nananana. [1.2]
7 an outcry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Cris, clameurs de regret, lamentation [1.3]
9 clameurs, lamentations [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08