Entry badabada (bada)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanombohana miteny voalohany
Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1]
Explanations in English Unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2]
Explanations in French Incohérence, embrouillamini [1.3]
Examples Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20