Entry | bakteria | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1] | |
Anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13] | ||
Explanations in French | Bactérie [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: bactérie. | |
Anagrams | atrebika, bakteria |
Updated on 2020/07/31 |