Entry bango an-katoka
Elementary words bango ; hatoka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1]
Explanations in English [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16