|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  banky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1]
Mpanahaka  4  foan-tanana, 5  kisoa bory rambo, 6  lany fatotra amam-pondrana, 7  majifa ny fananana, 8  mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa, 9  tsy am-bariraiventy, 10  tsy filo tsy fihatsaka, 11  tsy kibay tsy fively, 12  tsy kitay tsy vary maina

Teny iditra (2/2) 13  banky
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
16 andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 banque [1.13]
Voambolana  18  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how banky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19