Entry basirano (basy, rano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1]
Explanations in English A syringe. [1.2]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31