Entry | basivava | ||||
Elementary words | basy ; vava | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [1.78] | ||||
Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray Olona mpilaza habobo, mpirehaka Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1] | |||||
Explanations in English | Loud-mouthed [1.2, 1.7] | ||||
Noisy [1.2] | |||||
Indiscreet [1.7] | |||||
Explanations in French | Hâbleur, indiscret [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Synonyms | vavàna | ||||
Hyponyms | |||||
Anagrams | basivava, Basy Vava, vavabasy |
Updated on 2023/10/24 |